auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 13:48:01 -05:00 committed by root
parent 7cc05450ef
commit d5e7c5a3a1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany tao an-dangitry ao amin'i Kristy Jesôsy, mbô afahany mampiboaka atsika amin'ny vagnim-potoagna hoavy ny hagidasan'ny hariagnan'ny fahasoavany zay tsy azo rifesigny aboakany amin'ny hatsaram-pagna
Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany tao an-dangitry ao amin'i Kristy Jesôsy, mbô afahany mampiboaka atsika amin'ny vagnim-potoagna hoavy ny hagidasan'ny hariagnan'ny fahasoavany zay tsy azo rifesigny aboakany amin'ny hatsaram-pagnahiny amintsika ao amin'ni Kristy Jesôsy.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are tamin'ny alalan'ny finoagna, ary tsy avy aminare zany, fao fagnomiazan-Jagnahary. Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hoisy hiraiharaiha. Fa asan-Jagnahar