From c59734539c99d6288b3094c47038f1f3945bc706 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Tue, 15 Dec 2020 00:39:58 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 06/05.txt | 2 +- 06/09.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 05d2c15..6f056a7 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby. Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra ny hoe manompo ny Tompo are fao tsy ôlogno, satria haintsika fao na ino na ino asa tsara tsabon'ôlogno tsiaraikiaraiky, dia handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon-kafa. \ No newline at end of file +\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. \v 6 Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby.\v 7 Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra ny hoe manompo ny Tompo are fao tsy ôlogno, \v 8 satria haintsika fao na ino na ino asa tsara tsabon'ôlogno tsiaraikiaraiky, dia handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon-kafa. \ No newline at end of file diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index a1fe3dc..b77d20c 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Are Tompo, manaova hotra re raha re faogna koa amin'ny mpanomponare. Aza mampihôrohôro zare. Hainare fao Izy zay sady Tomponare no Tompon-jare dia agny an-dangitry, ary tsisy fiangaragna ao Aminazy. \ No newline at end of file +\v 9 Are Tompo, manaova hotra re raha re faogna koa amin'ny mpanomponare. Aza mampihôrohôro zare. Hainare fao Izy zay sady Tomponare no Tompon-jare dia agny an-dangitry, ary tsisy fiangaragna ao Aminazy. \ No newline at end of file