diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 81fd52b..8263929 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan \ No newline at end of file +Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoany \ No newline at end of file