diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 0022705..fbb506e 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna sy ndraiky napaitrany \ No newline at end of file +Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt new file mode 100644 index 0000000..c29bece --- /dev/null +++ b/01/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +Napaitraka Zagnahary ho ao \ No newline at end of file