diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index f82b6c7..a25891f 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Noho zany, dia mivaolagna ave manindry mafy zany ao amin'ny Tompo zaho, mbô tsy hiaigny tôrotro ny jetilisa eky are, amin'ny fahafinoan'ny fisagnan-jare. Mahizigny ny fahaizagnan-jare, tafisaraka amin'ny fiainan-Jagnahary nohon'n tsy fahaizagna ao amin-jare nohon'ny hamafisam-pônjare. Tsy mahay maingatra zare ave nanôlotro ny haignin-jare hoamin'ny nôfo, ary manôhy magnano zao karazam-pahotagna jiaby zao. \ No newline at end of file +\v 17 \v 19 Noho zany, dia mivaolagna ave manindry mafy zany ao amin'ny Tompo zaho, mbô tsy hiaigny tôrotro ny jetilisa eky are, amin'ny fahafinoan'ny fisagnan-jare.\v 18 Mahizigny ny fahaizagnan-jare, tafisaraka amin'ny fiainan-Jagnahary nohon'n tsy fahaizagna ao amin-jare nohon'ny hamafisam-pônjare. Tsy mahay maingatra zare ave nanôlotro ny haignin-jare hoamin'ny nôfo, ary manôhy magnano zao karazam-pahotagna jiaby zao. \ No newline at end of file