auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 13:48:01 -05:00 committed by root
parent 113d0d176f
commit b85c116956
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe: "Tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "Voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. Satria mbôla tafisaraka tain'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'i
Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe: "Tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "Voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. Satria mbôla tafisaraka tain'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fanpanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao avaizo ao amin'i Kristy Jes