auto save
This commit is contained in:
parent
74763ceed1
commit
b6b46d0995
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho
|
||||
Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho mbô hagnazavagna ny mason'ny fônare, mbô hahaizanare ny toky zay nagnantsaovany are sy ndraiky angôvon'ny vogninahiny ny laovany eo amin'ny re ôlomasin-Jagnahary jiaby.
|
Loading…
Reference in New Issue