auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 00:39:58 -05:00 committed by root
parent c17c05e190
commit a2c0541908
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Fao ny adintsika dia tsy manohotry ny nôfo ndraiky lio. Fao ndraiky, manohitry ny fanjakagna ndraiky ny fahefagna ara-pagnahy ndraiky re mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizinan-dratsy, manohitry re fagnahy ratsy agny amin'ny fitoairan-dangitry. Noho zany tafià ny fiadian-Jagnahary jiaby, mbô afahanare mijoro amin'ny zao andron'ny ratsy zao, ary koafa vitanare ny raha jiaby dia hahatohitry are.
\v 12 Fao ny adintsika dia tsy manohotry ny nôfo ndraiky lio. Fao ndraiky, manohitry ny fanjakagna ndraiky ny fahefagna ara-pagnahy ndraiky re mpanapaky ny fanjakan'ny fahamaizinan-dratsy, manohitry re fagnahy ratsy agny amin'ny fitoairan-dangitry.\v 13 Noho zany tafià ny fiadian-Jagnahary jiaby, mbô afahanare mijoro amin'ny zao andron'ny ratsy zao, ary koafa vitanare ny raha jiaby dia hahatohitry are.