diff --git a/05/25.txt b/05/25.txt index e6d7bd4..dccc7c2 100644 --- a/05/25.txt +++ b/05/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso. \ No newline at end of file +\v 25 \v 27 Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. \v 26 Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso. \ No newline at end of file