diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 9165812..763d8f6 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Namian-Jagnahary zaho zany fagnomaizagna zany, na dia zaho aby no farany hely amin'ny re ôlomasin-Jagnahary. Zany fagnomaizagna zany dia ny mbô hitoriako amin're Jentilisa ny vava maharavon'ny angôvon'i Kristy saro-tadiavigny. \v 9 Ny fagnomaizam-pahasoavan-Jagnahary ho ninaha dia ny hindaisako fagnazavagna amin'ny ôlogno jiaby ny fandaharaan-Jagnahary, lehy nagnano ny raha jiaby, nandritrany tagno maro talaoha. \ No newline at end of file +\v 8 Namian-Jagnahary zaho zany fagnomaizagna zany, na dia zaho aby no farany hely amin'ny re ôlomasin-Jagnahary. Zany fagnomaizagna zany dia ny mbô hitoriako amin're Jentilisa ny vava maharavon'ny angôvon'i Kristy saro-tadiavigny. \v 9 Ny fagnomaizam-pahasoavan-Jagnahary ho ninaha dia ny hindaisako fagnazavagna amin'ny ôlogno jiaby ny fandaharan-Jagnahary, lehy nagnano ny raha jiaby, nandritrany tagno maro talaoha. \ No newline at end of file