diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index 1a011fb..23349d1 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 \v 21 Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, mifanolaora taigna amim-pagnajagna hoan'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/05/22.txt b/05/22.txt new file mode 100644 index 0000000..b3eb245 --- /dev/null +++ b/05/22.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ry vaiavy, magnikaiha ny vadinare, hotra ny amin'ny Tompo. Fao ny lalahy no lohan'ny vavy hotra \ No newline at end of file