auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 13:48:01 -05:00 committed by root
parent 925974f20a
commit 8079962906
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro
Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-