auto save
This commit is contained in:
parent
60d394e82e
commit
65d5c4476c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Zagnahary dia nisafidy atsika mialaoha hoamin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy, araka ny sitrapôny. Ny fananganagna atsika dia mitondra amin'ny fideragna ny fahasoavagna be vogninahitry zay namiany atsika maimaimpoagna tao amin'lehy Araiky zay tiany.
|
\v 5 \v 6 Zagnahary dia nisafidy atsika mialaoha hoamin'ny fananganagna ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesôsy Kristy, araka ny sitrapôny. Ny fananganagna atsika dia mitondra amin'ny fideragna ny fahasoavagna be vogninahitry zay namiany atsika maimaimpoagna tao amin'lehy Araiky zay tiany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ao amin'i Jesôsy Kristy dia mahazo fagnavaotagna amin'ny liny ndraiky famontsaoran-keloko atsika, araka ny harem-pahasoavany zany.
|
\v 7 \v 8 Ao amin'i Jesôsy Kristy dia mahazo fagnavaotagna amin'ny liny ndraiky famontsaoran-keloko atsika, araka ny harem-pahasoavany zany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Natan-Jagnahary hay tamintsika ny raha mivôny sitarapôny, araka zay tiany, ndraiky zay naboakany tao amin'i Kristy, niaraka tamin'ny fandaharagna araiky amin'ny fahafinoan'ny fotoagna, hamompaonagna ny raha jiaby, aketo an-tany ndraiky agny an-dangitry, ho laoha araiky, na Kristy aby.
|
\v 9 \v 10 Natan-Jagnahary hay tamintsika ny raha mivôny sitarapôny, araka zay tiany, ndraiky zay naboakany tao amin'i Kristy, niaraka tamin'ny fandaharagna araiky amin'ny fahafinoan'ny fotoagna, hamompaonagna ny raha jiaby, aketo an-tany ndraiky agny an-dangitry, ho laoha araiky, na Kristy aby.
|
Loading…
Reference in New Issue