auto save
This commit is contained in:
parent
3de756a287
commit
64e5a4f454
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan-Jagnahary jiaby are
|
||||
Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan-Jagnahary jiaby are.
|
Loading…
Reference in New Issue