auto save
This commit is contained in:
parent
50a677f68f
commit
60d394e82e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy arka ny sitrapon-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Poly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky iadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsiika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.
|
\v 1 \v 2 Paoly, apostolin'i Kristy Jesôsy arka ny sitrapon-Jagnahary, hoan'ny re ôlo-masin-Jagnahary agny Efesosy, zay mahatoky ao amin'i Kristy Jesôsy. [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sasany mangala ny hoe: ''Ao efesosy'' Naifa mety ao amin'ny taratasin'i Poly tamin'ny volaohany zany.] Hoaminare ny fahasoavagna ndraiky iadanagna avy amin-Jagnahary Iadantsiika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Deraigny anie Zagnahary ndraiky Iadan'i Jesôsy Kristy tamin'ny fitahim-pagnahy jiaby avy agny an-dangitry ao amin'i Kristy. Zagnahary nifidy atsika tao aminazy letry fiantomboahany izao tontolo zao, mbô ho masigny ndraiky tsy manantsigny eo agnatraihany atsika.
|
\v 3 \v 4 Deraigny anie Zagnahary ndraiky Iadan'i Jesôsy Kristy tamin'ny fitahim-pagnahy jiaby avy agny an-dangitry ao amin'i Kristy. Zagnahary nifidy atsika tao aminazy letry fiantomboahany izao tontolo zao, mbô ho masigny ndraiky tsy manantsigny eo agnatraihany atsika.
|
Loading…
Reference in New Issue