diff --git a/01/11.txt b/01/11.txt index b88bef0..798975d 100644 --- a/01/11.txt +++ b/01/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ao amin'i Kristy dia voantendry ho mpandaova atsika. Nifidigny mialaoha araka fandaharan'lehy mpampiasa ny raha jiaby araka ny tanjon'ny sitrapôny atsika. Zagnahary nan \ No newline at end of file +Ao amin'i Kristy dia voantendry ho mpandaova atsika. Nifidigny mialaoha araka fandaharan'lehy mpampiasa ny raha jiaby araka ny tanjon'ny sitrapôny atsika. Zagnahary nanendry atsika ho mpandaova mbô ho atsika no managna fahatokiagna voalaohany ao amin'i Kristy, mbô ho fidairagna ny voninahiny atsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt new file mode 100644 index 0000000..815eb1c --- /dev/null +++ b/01/13.txt @@ -0,0 +1 @@ +Tao amin'i Kristy, are koa, koafa nahiregny ny vaolagna fahamari \ No newline at end of file