auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent 86ccddba66
commit 4b4f641b2f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby. Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra
Ry mpanompo, mankatoava ny tomponare aketo an-tany amin'ny haja ambony ndraiky fangovitagna, amin'ny fahatsoran'ny fônare. Mankatoava zare mitôvy ny fankatoavanare Kristy. Mankatoava tsy ake amin'ny mason'ny tomponare mbô hankasitrahin-jare. Fao ndraiky, mankatoava hotra ny mpanompon'i Kristy, zay magnano ny sitraka Zagnahary amin'ny fônare jiaby. Manompoa amin'ny fônare jiaby, hotra ny hoe manompo ny Tompo are fao tsy ôlogno, satria haintsika fao na ino na ino asa tsara tsabon'ôlogno tsiaraikiaraiky, dia handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo izy na ôlon-kafa.