From 493e34617feb2d9c531498e07adbe2bdcf30a108 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 14 Dec 2020 21:59:32 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 6991c8f..69a9303 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa. \ No newline at end of file +\v 19 Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida.\v 20 Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry.\v 21 Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa. \ No newline at end of file