auto save
This commit is contained in:
parent
180e49b827
commit
3e766e2dcf
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-Jagnahary ao amin'ny Fagnahy.
|
||||
\v 19 Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. \v 20 Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. \v 21 Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. \v 22 Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-Jagnahary ao amin'ny Fagnahy.
|
Loading…
Reference in New Issue