auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 13:48:01 -05:00 committed by root
parent fc4fd064e3
commit 39c5a4636c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hhazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan
Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hhazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky e mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zany marigny mivôny zany dia mivaolagna fao re jentilisa dia mpiara-madaova, ndraiky mpiara-miômbogno amin'ny vat