From 33ecdba6e4c81503724770f6a9137f0b5028a7b9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 14 Dec 2020 13:48:01 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/11.txt | 2 +- 01/13.txt | 2 +- 01/15.txt | 2 +- 01/17.txt | 2 +- 01/19.txt | 2 +- 01/22.txt | 2 +- 02/01.txt | 2 +- 02/04.txt | 2 +- 02/08.txt | 2 +- 02/11.txt | 2 +- 02/13.txt | 2 +- 02/17.txt | 2 +- 02/19.txt | 2 +- 03/01.txt | 2 +- 03/03.txt | 2 +- 03/06.txt | 2 +- 03/08.txt | 2 +- 03/10.txt | 2 +- 03/12.txt | 2 +- 03/14.txt | 2 +- 03/17.txt | 2 +- 03/20.txt | 2 +- 22 files changed, 22 insertions(+), 22 deletions(-) diff --git a/01/11.txt b/01/11.txt index 798975d..5f0a605 100644 --- a/01/11.txt +++ b/01/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ao amin'i Kristy dia voantendry ho mpandaova atsika. Nifidigny mialaoha araka fandaharan'lehy mpampiasa ny raha jiaby araka ny tanjon'ny sitrapôny atsika. Zagnahary nanendry atsika ho mpandaova mbô ho atsika no managna fahatokiagna voalaohany ao amin'i Kristy, mbô ho fidairagna ny voninahiny atsika. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Ao amin'i Kristy dia voantendry ho mpandaova atsika. Nifidigny mialaoha araka fandaharan'lehy mpampiasa ny raha jiaby araka ny tanjon'ny sitrapôny atsika. Zagnahary nanendry atsika ho mpandaova mbô ho atsika no managna fahatokiagna voalaohany ao amin'i Kristy, mbô ho fidairagna ny voninahiny atsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt index 6a89864..8266c5f 100644 --- a/01/13.txt +++ b/01/13.txt @@ -1 +1 @@ -Tao amin'i Kristy, are koa, koafa nahiregny ny vaolagna fahamarignagna, dia ny vava maharavon'ny fagnavaotagna are, dia nino Azy are ary voatomboko tamin'ny lehy Fagnahy Masigny nampanantenaigny, zay antoko hoan'ny laovantsika mandrapahazahoantsika tanatairaka zany, ho fidairagna ny vogninahiny. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Tao amin'i Kristy, are koa, koafa nahiregny ny vaolagna fahamarignagna, dia ny vava maharavon'ny fagnavaotagna are, dia nino Azy are ary voatomboko tamin'ny lehy Fagnahy Masigny nampanantenaigny, zay antoko hoan'ny laovantsika mandrapahazahoantsika tanatairaka zany, ho fidairagna ny vogninahiny. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index 3dac019..9d01312 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany antony zany, rango narignaisako ny finoagnanare ny Tompo Jesôsy ave ny fitiavanare re ôlo masigny jiaby, dia tsy nijanogno ny nisaotra Zagnahary zaho noho ny aminare avake tsaroako am-bavaka are. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Noho zany antony zany, rango narignaisako ny finoagnanare ny Tompo Jesôsy ave ny fitiavanare re ôlo masigny jiaby, dia tsy nijanogno ny nisaotra Zagnahary zaho noho ny aminare avake tsaroako am-bavaka are. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index e88e8b6..edd61e6 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho mbô hagnazavagna ny mason'ny fônare, mbô hahaizanare ny toky zay nagnantsaovany are sy ndraiky angôvon'ny vogninahiny ny laovany eo amin'ny re ôlomasin-Jagnahary jiaby. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Mivavaka zaho mbô ny Zagnaharin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, lehy Iadan'ny vogninahitry, hagnamia are ny fagnahin'ny fahindriagna ndraiky fagnambaragna amin'ny fahaizagna Azy. Mivavaka zaho mbô hagnazavagna ny mason'ny fônare, mbô hahaizanare ny toky zay nagnantsaovany are sy ndraiky angôvon'ny vogninahiny ny laovany eo amin'ny re ôlomasin-Jagnahary jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index fbb506e..6991c8f 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny Kristy koafa natsangagna tamin'ny maty Izy ary navailany teo an-tagnany ankahery tagny an-dangitry. Kristy napaitrany hoambonin'ny lalàgna ndraiky fahefagna ary ny ngôvo ndraiky fitsaragna, ary ny agnaragna jiaby zay misy. Hanapaka Kristy, tsy ho amin'ny zao vanimpotoagna zao faogna, fao hoamin'ny vanimpotoagna hoay koa. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt index 00cae9b..af77acb 100644 --- a/01/22.txt +++ b/01/22.txt @@ -1 +1 @@ -Napaitraka Zagnahary ho ambanint tongotr'i Kristy jiaby ny raha jiaby ary natôlony fiangonagna Izy. Ny fiangonagna no vatany, lehy fahafinoagnan' lehy mameno ny raha jiaby amin'ny bikany jiaby. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 Napaitraka Zagnahary ho ambanint tongotr'i Kristy jiaby ny raha jiaby ary natôlony fiangonagna Izy. Ny fiangonagna no vatany, lehy fahafinoagnan' lehy mameno ny raha jiaby amin'ny bikany jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index fc609c7..b1cf9f8 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagna, hotra ny zanak'ôlombelogno tavaila atsika. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagna, hotra ny zanak'ôlombelogno tavaila atsika. \ No newline at end of file diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 6ed3c29..4e0035d 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany tao an-dangitry ao amin'i Kristy Jesôsy, mbô afahany mampiboaka atsika amin'ny vagnim-potoagna hoavy ny hagidasan'ny hariagnan'ny fahasoavany zay tsy azo rifesigny aboakany amin'ny hatsaram-pagnahiny amintsika ao amin'ni Kristy Jesôsy. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany tao an-dangitry ao amin'i Kristy Jesôsy, mbô afahany mampiboaka atsika amin'ny vagnim-potoagna hoavy ny hagidasan'ny hariagnan'ny fahasoavany zay tsy azo rifesigny aboakany amin'ny hatsaram-pagnahiny amintsika ao amin'ni Kristy Jesôsy. \ No newline at end of file diff --git a/02/08.txt b/02/08.txt index 240a08d..03f04b8 100644 --- a/02/08.txt +++ b/02/08.txt @@ -1 +1 @@ -Fao tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are tamin'ny alalan'ny finoagna, ary tsy avy aminare zany, fao fagnomiazan-Jagnahary. Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hoisy hiraiharaiha. Fa asan-Jagnahary atsika, niforôniny tao amin'i Kristy Jesôsy mbô hagano asa zay fandaharan-Jagnahary afa haila hoantsika, mbô handihianantsika ao aminy re. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 \v 10 Fao tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are tamin'ny alalan'ny finoagna, ary tsy avy aminare zany, fao fagnomiazan-Jagnahary. Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hoisy hiraiharaiha. Fa asan-Jagnahary atsika, niforôniny tao amin'i Kristy Jesôsy mbô hagano asa zay fandaharan-Jagnahary afa haila hoantsika, mbô handihianantsika ao aminy re. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index ad65994..78d8c48 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe: "Tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "Voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. Satria mbôla tafisaraka tain'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fanpanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Noho zany tsarôvo fao Jentilisa tao amin'ny nôfo are talaoha. Are dia antsôvigny hoe: "Tsy voafora" eo amin'ny re zay antsôvigny hoe "Voafora" ao amin'ny nôfo natan'ny tagnan'ôlombelogno. Satria mbôla tafisaraka tain'i Kristy are tamin'ny zany fotoagna zany. Mpivahiny are teo amin'ny vahoakan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny fagnikian'ny fanpanantenagna are. Tsy mbôla nanagna fanantenagna ny amin'ny hoavy are. Tsy niaraka tamin-Jagnahary are teto amin'i zao tontolo zao. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 06c6103..7a94acd 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fao avaizo ao amin'i Kristy Jesôsy are zay lavitry Zagnahary talaoha dia nampagnatôgnigny tamin'ny lin'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsika. Izy nahatonga ny aroa hoaraiky. Tamin'ny nôfomy no nandravagnany ny riiban'ny fanohairagna zay nampizarazara atsika. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy ndraiky fitsipiky mbô hagnanaovany ôlom-baovao araiky ao Aminazy, ndraiky mampihavagna ny vahoaka aroa tonta ho vatagna araiky amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny kakazo fijaliagna, kay mamono ny fanohairagna. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 Fao avaizo ao amin'i Kristy Jesôsy are zay lavitry Zagnahary talaoha dia nampagnatôgnigny tamin'ny lin'i Kristy. Satria Izy no fihavanantsika. Izy nahatonga ny aroa hoaraiky. Tamin'ny nôfomy no nandravagnany ny riiban'ny fanohairagna zay nampizarazara atsika. Zany hoe, nifoagnany ny lalàn'ny didy ndraiky fitsipiky mbô hagnanaovany ôlom-baovao araiky ao Aminazy, ndraiky mampihavagna ny vahoaka aroa tonta ho vatagna araiky amin-Jagnahary amin'ny alalan'ny kakazo fijaliagna, kay mamono ny fanohairagna. \ No newline at end of file diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index 8830b5a..5917417 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -Fao avy Jesôsy avake nitory fihavanagna ho are zay lavitry ave fihavanagna hon're zay marikitry. Fao amin'ny alalan'i Jesôsy no hanagnantsika aroa tonta fifandraisagna amin'ny Fagnahy araiky mankagny amin'ny Iada. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Fao avy Jesôsy avake nitory fihavanagna ho are zay lavitry ave fihavanagna hon're zay marikitry. Fao amin'ny alalan'i Jesôsy no hanagnantsika aroa tonta fifandraisagna amin'ny Fagnahy araiky mankagny amin'ny Iada. \ No newline at end of file diff --git a/02/19.txt b/02/19.txt index f6a94ff..bee86df 100644 --- a/02/19.txt +++ b/02/19.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-Jagnahary ao amin'ny Fagnahy. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 Noho zany, tsy vahiny ndraiky mpivahiny eky are Jentilisa zao. Fao vao maika aza mpiray firenena miaraka amin'ny re zay ôlomasin-Jagnahary are salakady agnisan'ny ankohonan-Jagnahary. Afa najodigny teo amin'ny fôtotro fagnoraignan'ny re apostoly ndraiky re mpagnazary are, avake Kristy Jesôsy lasite no vato fehizoro. Ao Aminazy no hitambaran'ny fagnoraignagna jiaby ary hitombaosany hotra ny Tempoly ao amin'ny Tompo. Ao Aminazy faogna no hananganagna are miaraka ho fitoairagna ho amin-Jagnahary ao amin'ny Fagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index e243bbc..4c969c1 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, zaho Paoly, dia gadran'i Kristy Jesôsy aminare Jentilisa. Atako fao naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan-Jagnahary zay namiagna zaho hoanare are. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Noho zany, zaho Paoly, dia gadran'i Kristy Jesôsy aminare Jentilisa. Atako fao naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan-Jagnahary zay namiagna zaho hoanare are. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index a4c62e1..f36f195 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hhazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky e mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Manaoratra araka ny fagnambaragna nampahafantarigny zaho zaho. Zany no marigny mivôny mahakasiky zay nisoroatako fohifohy taminare. Koafa mamaky zany are, dia hoafaka ny hhazo ny fomba fahazoako zany marigny mivôny mahakasik'i Kristy zany. Tamin'ny re taminga hafa dia tsy nata hain'ny zanak'ôlombelogno zany marigny zany. Fao avaizo ndraiky zany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tamin're Apostoly ndraiky e mpagnazary zay voataokagna ho amin'tô asa tô. \ No newline at end of file diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index d8c1c4c..dff0a22 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -Zany marigny mivôny zany dia mivaolagna fao re jentilisa dia mpiara-madaova, ndraiky mpiara-miômbogno amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantenagna ao amin'ni Kristy Jesôsy amin'ny alalan'ny vava maharavo zare. Fao nanjary mpanompon'ny zany vava maharavo zany zaho tamin'ny fahasoavan-Jagnahary namiagna zho tamin'ny alalan'ny fiasan'ny angôvonazy. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Zany marigny mivôny zany dia mivaolagna fao re jentilisa dia mpiara-madaova, ndraiky mpiara-miômbogno amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantenagna ao amin'ni Kristy Jesôsy amin'ny alalan'ny vava maharavo zare. Fao nanjary mpanompon'ny zany vava maharavo zany zaho tamin'ny fahasoavan-Jagnahary namiagna zho tamin'ny alalan'ny fiasan'ny angôvonazy. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index e7761fd..a4e0db6 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -Namian-Jagnahary zaho zany fagnomiaagna zany, na dia zaho aby no farany hely amin'ny re ôlomasin-Jagnahary. Zany fagnomaizagna zany dia ny mbô hitoriako amin're Jentilisa ny vava maharavon'ny angôvon'i Kristy saro-tadiavigny. Ny fagnomaizam-pahasoavan-Jagnahary ho ninaha dia ny hindaisako fagnazavagna amin'ny ôlogno jiaby ny fandaharaan-Jagnahary, lehy nagnano ny raha jiaby, nandritrany tagno maro talaoha. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Namian-Jagnahary zaho zany fagnomiaagna zany, na dia zaho aby no farany hely amin'ny re ôlomasin-Jagnahary. Zany fagnomaizagna zany dia ny mbô hitoriako amin're Jentilisa ny vava maharavon'ny angôvon'i Kristy saro-tadiavigny. Ny fagnomaizam-pahasoavan-Jagnahary ho ninaha dia ny hindaisako fagnazavagna amin'ny ôlogno jiaby ny fandaharaan-Jagnahary, lehy nagnano ny raha jiaby, nandritrany tagno maro talaoha. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index f07b2be..049300a 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -Nampahafantarigny tamin'ny fiangonagna zany fandaharagna zany biaka hahatonga re mpanapka ndraiky re manam-pahefagna agny an-dangitry hahay ny toaitra maron'ny fahindrian-Jagnahary. Niboaka araka ny fandaharagna bariky dintany zay tanterany tao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika zany. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Nampahafantarigny tamin'ny fiangonagna zany fandaharagna zany biaka hahatonga re mpanapka ndraiky re manam-pahefagna agny an-dangitry hahay ny toaitra maron'ny fahindrian-Jagnahary. Niboaka araka ny fandaharagna bariky dintany zay tanterany tao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika zany. \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 3460f25..352fe6c 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fao ao amin'i Kristy no nangantsika fahisahiagna ndraiky lalagna am-pahatokiagna nohon'ny fagnantsaovagna Azy. Noho zany miangavigny are zaho mbô tsy ho kivy nohon'ny fijaliako hoanare, zay vogninahitry are. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Fao ao amin'i Kristy no nangantsika fahisahiagna ndraiky lalagna am-pahatokiagna nohon'ny fagnantsaovagna Azy. Noho zany miangavigny are zaho mbô tsy ho kivy nohon'ny fijaliako hoanare, zay vogninahitry are. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index 01b1669..3f5124f 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany dia mandongoalitry eo agnatraihan'ny Iada zaho, zay nameno agnaragna ny fianakaviagna jiaby agny an-dangitry ndraiky eto an-tany. Mivavaka zaho mbô hamiany are, araka ny hariagnan'ny vogninahiny, mbô hatanjaka amin-gôvo amin'ny alalan'ny Fagnahy Masigny zay ao aminare. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Noho zany dia mandongoalitry eo agnatraihan'ny Iada zaho, zay nameno agnaragna ny fianakaviagna jiaby agny an-dangitry ndraiky eto an-tany. Mivavaka zaho mbô hamiany are, araka ny hariagnan'ny vogninahiny, mbô hatanjaka amin-gôvo amin'ny alalan'ny Fagnahy Masigny zay ao aminare. \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 097357c..c8a4645 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan-Jagnahary jiaby are. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 \v 19 Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan-Jagnahary jiaby are. \ No newline at end of file diff --git a/03/20.txt b/03/20.txt index a80c264..78fe057 100644 --- a/03/20.txt +++ b/03/20.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nihinazy zay mahavita magnano mandokoatra zay jiaby angatahintsika na eritreretintsika, ho nihinazy ny vogninahitry ao amin'ny fiangonagna ary ao amin'i Kristy Jesôsy zisikin'ny taminga jiaby bariky dintany. Amena. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Ary nihinazy zay mahavita magnano mandokoatra zay jiaby angatahintsika na eritreretintsika, ho nihinazy ny vogninahitry ao amin'ny fiangonagna ary ao amin'i Kristy Jesôsy zisikin'ny taminga jiaby bariky dintany. Amena. \ No newline at end of file