From 2982a9038c7904b998364c97b2712a87bb4cafc0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 14 Dec 2020 22:42:43 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 05/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index df24f45..ecc7188 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare \ No newline at end of file +Ary aza magnano mamon'ny divay,fao mintondra agny amin'ny faharatsian-toaitra zany. Fao ndraiky aoka ho finoan'ny Fagnahy Masigny, mifampikoragnà aminare amby are amin'ny salamo ndraiky fihiragna ary hiram-pagnahy, mihirà avake mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fônare jiaby. Misaora lalandava amin'ny raha jiaby, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika ho amin-Jagnahary lehy Iada, \ No newline at end of file