auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent 98687205bf
commit 1f0005f034
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na
Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hotra zany faogna koa ny lalahy dia tôkony ho tia vadin-jare avy hotra ny haignin-jare. Izy zay tia ny vadiny dia tia ny haigniny faogna koa