auto save
This commit is contained in:
parent
6bc2c6c07d
commit
17c8655807
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 22 \v 23 \v 24 Ry vaiavy, magnikaiha ny vadinare, hotra ny amin'ny Tompo. Fao ny lalahy no lohan'ny vavy hotra Kristy koa laohan'ny fiangonagna, ary Kristy haigniny no mpagnavotro. Fao hotra ny hagnikaihan'ny fiangonagna nihin'i Kristy, dia mitôvy zany koa no tôkony hagnikaihan'ny vaiavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.
|
\v 22 Ry vaiavy, magnikaiha ny vadinare, hotra ny amin'ny Tompo. \v 23 Fao ny lalahy no lohan'ny vavy hotra Kristy koa laohan'ny fiangonagna, ary Kristy haigniny no mpagnavotro. \v 24 Fao hotra ny hagnikaihan'ny fiangonagna nihin'i Kristy, dia mitôvy zany koa no tôkony hagnikaihan'ny vaiavy ny vadiny amin'ny raha jiaby.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.
|
\v 25 \v 26 \v 27 Ry lehilahy, tiavo ny vadina, mitôvy ny nitiavan'i Kristy ny fiangonagna ndraiky nagnamaizany azy ny aigny. Nanôlotro ny haigniny hoan'ny fiangonagna Kristy mbô afahany magnamasigny azy, tamin'ny fagnadiovagna azy tamin'ny rano fanasagna amin'ny koragna, mbô afahany mampiboaka azy ho gaida vogninahitry eo aminazy, tsisy tasy na ketrogno na raha hotra zany, fao masigny sady tsisy diso.
|
Loading…
Reference in New Issue