@ -0,0 +1 @@
Ao amin'ny fivavahagna dia mangataka zaho biaka hahaizanare ny fihoaran'ny hagidasan'ny ngôvo ao amintsika zay mino, araka ny fiasan'ny ngôvony gaida. Zay ngôvo zany faogna no nampiasain-Jagnahary tao amin'ny K