auto save
This commit is contained in:
parent
900b063bba
commit
152d3402e6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany ta
|
||||
Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany atsika. Tamintsika mbôla maty tao agnatin'ny fahadisoagna, dia nivilôminy niaraka tamin'i Kristy _ tamin'ny fahasoavagna no nagnavaotagna are. Niara-natsangan-Jagnahary atsika, ary niara-nambailany tao an-dangitry ao amin'i Kristy Jesôsy, mbô afahany mampiboaka atsika amin'ny vagnim-potoagna hoavy ny hagidasan'ny hariagnan'ny fahasoavany zay tsy azo rifesigny aboakany
|
Loading…
Reference in New Issue