auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 21:59:32 -05:00 committed by root
parent f8dc78acb5
commit 13897e1251
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, zaho, amin'ny maha gadran'ny Tompo zaho, dia mampirisiky are mbô handaiha am-pahindriagna amin'ny antso zay nagnantsaovagna are. Mampirisky are zaho mbô hanagna fanitrian-taigna gaida ndraiky fahatsoragna ave faharaitagna, mifandefitry amin'ny fitiavagna. Magnanaova zay faran'ny angôvonare mbô hikajianagna ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fehim-piavahavanagna.
\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, zaho, amin'ny maha gadran'ny Tompo zaho, dia mampirisiky are mbô handaiha am-pahindriagna amin'ny antso zay nagnantsaovagna are. Mampirisky are zaho mbô hanagna fanitrian-taigna gaida ndraiky fahatsoragna ave faharaitagna, mifandefitry amin'ny fitiavagna. Magnanaova zay faran'ny angôvonare mbô hikajianagna ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fehim-piavahavanagna.

View File

@ -1 +1 @@
Araiky faogna ny vatagna ary araiky faogna ny Fagnahy, hotra ny nagnantsaovagna ate tao amin'ny fanantenan'ny fagnantsaovagna are araiky faogna koa. Ary araiky faogna ny Tompo, araiky ny finoagna, araiky ny batisa, aray araiky faogna Zagnahary ndraiky ny iadan'ny raha jiaby, zay agnambony raha jiaby ary amin'ny raha jiaby.
\v 4 \v 5 \v 6 Araiky faogna ny vatagna ary araiky faogna ny Fagnahy, hotra ny nagnantsaovagna ate tao amin'ny fanantenan'ny fagnantsaovagna are araiky faogna koa. Ary araiky faogna ny Tompo, araiky ny finoagna, araiky ny batisa, aray araiky faogna Zagnahary ndraiky ny iadan'ny raha jiaby, zay agnambony raha jiaby ary amin'ny raha jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
Atsika tsiaraikiaraiky avy dia namiagna fahasoavagna arak ny hagidasn'ny fagnomiazan'i Kristy. Araka ny koragnin'ny Saorata Masigny zany hoe: "Koafa nakatra tagny agnambo Izy, dia niday reo babo hoamin'ny fahababoagna, ave natôlotro fagnomaizagna hoan'ny vahoaka Izy."
\v 7 \v 8 Atsika tsiaraikiaraiky avy dia namiagna fahasoavagna arak ny hagidasn'ny fagnomiazan'i Kristy. Araka ny koragnin'ny Saorata Masigny zany hoe: "Koafa nakatra tagny agnambo Izy, dia niday reo babo hoamin'ny fahababoagna, ave natôlotro fagnomaizagna hoan'ny vahoaka Izy."

View File

@ -1 +1 @@
Ino ny hevitry ny hoe: "Nakatra Izy," raha tsy hoe nijôtso tagny amin'ny faritry ambanin'ny tany faogna koa Izy? Izy lehy nijôtso faogna lehy ôlogno nakatra ambony tagny an-dangitry, mbô afahany magnamia raha jiaby.
\v 9 \v 10 Ino ny hevitry ny hoe: "Nakatra Izy," raha tsy hoe nijôtso tagny amin'ny faritry ambanin'ny tany faogna koa Izy? Izy lehy nijôtso faogna lehy ôlogno nakatra ambony tagny an-dangitry, mbô afahany magnamia raha jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
Kristy dia nanôlotro ny sasany ho apostoly, ny sasany ho mpagnazary, ny sasany ho evanjelista, ave ny sasany ho pasitaira ndraiky mpampianatra. Nagamia re asa re Izy mbô hagnampiagna re vahoakany masigny ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorainagna ny vatan'i Kristy. Manôhy magnorigny ny vatany Izy mandra-pahatakarantsika jiaby ny firaisam-ponoagna ndraiky ny fahaizagna ny Zanaka Zagnahary, ave mbô hahatonga atsika ho matotro kay mbô hahatakatra ny hagidasan'ny fahafinoan'i Kristy.
\v 11 \v 12 \v 13 Kristy dia nanôlotro ny sasany ho apostoly, ny sasany ho mpagnazary, ny sasany ho evanjelista, ave ny sasany ho pasitaira ndraiky mpampianatra. Nagamia re asa re Izy mbô hagnampiagna re vahoakany masigny ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorainagna ny vatan'i Kristy. Manôhy magnorigny ny vatany Izy mandra-pahatakarantsika jiaby ny firaisam-ponoagna ndraiky ny fahaizagna ny Zanaka Zagnahary, ave mbô hahatonga atsika ho matotro kay mbô hahatakatra ny hagidasan'ny fahafinoan'i Kristy.