xmw_eph_text_reg/04/07.txt

1 line
281 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-15 04:58:42 +00:00
\v 7 Atsika tsiaraikiaraiky avy dia namiagna fahasoavagna arak ny hagidasin'ny fagnomaizan'i Kristy. \v 8 Araka ny koragnin'ny Saorata Masigny zany hoe: "Koafa nakatra tagny agnambo Izy, dia ninday reo babo hoamin'ny fahababoagna, ave natôlotro fagnomaizagna hoan'ny vahoaka Izy."