2020-12-15 04:58:42 +00:00
|
|
|
\v 10 Nampahafantarigny tamin'ny fiangonagna zany fandaharagna zany biaka hahatonga re mpanapka ndraiky re manam-pahefagna agny an-dangitry hahay ny toaitra maron'ny fahindrian-Jagnahary. \v 11 Niboaka araka ny fandaharagna bariky dintany zay tanterany tao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika zany.
|