xmw_3jn_text_reg/01/01.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 1 Izaho soja be mamangy Galo tiagna, lehy tiako amin'ny fahamarinagna. \v 2 Ry tiagna, mivavaka zaho mbô hambinigny amin'ny raha jiaby anao ave ho salama, karaha ny hanambinagna fagnahinao. \v 3 Fao taigna niravo tatô be zaho taminy nisy rahalahy avy ave nitsangagna ho antomo tamin'ny fahamarignanao, karaha ny andihananao amin'ny marigny. \v 4 Tsy managna haravoagna goalahy noho tô zaho, dia ny maharegny fao mandaiha amin'ny fahamarinagna ireo zanako.