Wed Aug 18 2021 14:27:28 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-08-18 14:27:30 -04:00
parent f80e716eb1
commit fd49f5dc8f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fao fotoagna zao hanombohagna ny fitsaragna miaraka amin'ny tamingan-Jagnahary. Raha manomboko amintsika zany, ino no ho vokatra hoan'reo zay tsy mankatô ny vava maharavon-Jagnahary? \v 18 Avakeo raha ''ny ôlo-marigny aby lehy tsy ho voavotro, amin'ny fomba akôry no hiboahan'ny ôlogno tsy nihin_Jagnahary ndraiky mpanota?" \v 19 Noho zany aoka reo zay mijaly noho ny sitrapôn-Jagnahary hagnankigny ny fagnahin-jareo amin'ny Mpamôrogno mahatoky amin'ny fanaovagna tsara.
\v 17 Fao fotoagna zao hanombohagna ny fitsaragna miaraka amin'ny tamingan-Jagnahary. Raha manomboko amintsika zany, ino no ho vokatra hoan'reo zay tsy mankatô ny vava maharavon-Jagnahary? \v 18 Avakeo raha ''ny ôlo-marigny aby lehy tsy ho voavotro, amin'ny fomba akôry no hiboahan'ny ôlogno tsy nihin-Jagnahary ndraiky mpanota?" \v 19 Noho zany aoka reo zay mijaly noho ny sitrapôn-Jagnahary hagnankigny ny fagnahin-jareo amin'ny Mpamôrogno mahatoky amin'ny fanaovagna tsara.