txy_pro_text_reg/14/19.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 19Gny olo-rasy hiakohoky eo alohan'izay soa dra ireo izay rasy fagnahy hiakohoky eo amin'ireo vavahadin'ny olo-marina. \v 20Akahalaina gny olo-mahatra na dre ireo namany avo koa aza, fa gny olo mana-karena mana-namana maro.