txy_pro_text_reg/04/22.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 22Fa gny zakako dra aina ho an'ireo izay mahita anazy dra fahasalamana ho an'ny vatan'izy ireo dra manontolo. \v 23Arovy gny fonao dra ambeno amigny fitadremana regetra izay, fa avy amin'izay gny hikorianan'ny loharanon'aina.