\v 17Fehezo gny zanakao dra hagnome fisaharan'anao izy; hinday hamamia aminigny fiegnanao izy. \v 18Agny amizy sy misy fahita ara-paminany dra mihabiby gny olo, fa tahy ze mitandry gny lalana.