\v 27Sy soa gny mihiny tately maro loasy; manahaky gny ho mitalia voninahisy miapy voninahisy zay. \v 28Gny olo sy mana fahafeheza-tegna dra manahaky gny tana rava vo sy misy manda.