txy_pro_text_reg/23/26.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 26Ry zanako, omeo anahy gny fonao dra aoky gny masonao hitaridala gny lalako. \v 27Fa gny apela zanga dra lavaky,dra fasaka tery gny apela rasy fitondra-tegna. \v 28Miandriandry manahaky gny pandroba izy dra mapitombo gny isan'ireo pamadiky eo aminigny zanak'olombelo.