txy_pro_text_reg/23/04.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 4Ka dre miasa mafy loasy hahazoa harena; hendre soa hahafataranao gny fotoa hisahara. \v 5Hagnenga gny masonao hirehisy amizay ra hanao? \v Ho dify zay, fa ho hari-elasy manahaky gny voromahery tokoa zay dra hitilin'egny aminigny lagnisy.