txy_pro_text_reg/17/05.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 5Na iza na iza maneso gny malahelo dra mizaka rasy gny pahary anazy dra ze mifaly aminigny fahavoaza dra sy afa-bela aminigny famaiza. \v 6Satro-boninahisy gny atisy gny zafy dra minday voninahisy ho an'ireo zanany gny ray aman-dreny.