txy_pro_text_reg/17/01.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v Soa avokoa gny miay mangingy miaraky amigny tapa-mofo tihoky izay ao amigny tragno feno hany misy fifandifa.\v 2Gny panopo hendri dra hanapaky eo amigny zanany izay manao toetra mahamegnasy ary hiray lova manahaky gny iray amin'ereo rahalahy.