|
\v 26Gny fa matahosy an'i Yaveh gny olo raiky, dra mana fahatokisa maro aminazy avo koa izy; reo raha reo dra hanahaky gny toera ferova hoa nize zanak'izay lelahy zay. \v 27Gny fahatahora an'i Yaveh dra loharano ay, ba hahafahanigny olo miala amireo fandriky gny fahafatesa. |