txy_pro_text_reg/01/31.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 31Hihina gny vokasy gny lalany ereo, dra gny vokasy gny teti-drasin'ereo gny hameno anazy. \v 32Fa voavono gny kely say gny fa mivily, dra hamotiky anazy gny sy firarahianigny mola. \v 33Fa na iza na iza miteno anahy dra hiteno apilamina dra ho voaaro sy hatahosy loza."