\v 32Amizao, ry zanako, mitenoa anahy, fa reo ze mitandry gny lalako dra ho voatahy. \v 33Mitenoa gny fapenarako dra hendrea; ka manao sinosino anizay. \v 34Ze miteno anahy dra ho voatahy. Hiamby isan'andro eo am-batrangarako izy, mandigny agnilan'ireo sangasangan'ireo vatrangarako.