\v 9Magnaza an'i Yaveh aminigny harenao vo gny voloham-bokasy gny vokasao aby, \v 10dra ho feno gny tragno fitehirizam-bokasy dra ho vaky hitobatobaky gny fitoeram-boalobokao, feno divay vaovao.