\v 10Iza gny afaky mahita vehivavy mahavita anazy? Gny lazany dra mihoasy lavisy noho gny firavaky. \v 11Gny fon'ny valiny mitoky aminazy, dra sy hahatra mihisy izy. \v 12Manao zava-soa hon'azy izy dra sy manao rasy amigny andro-piaignany rehetra.