\v 7Gny olo-marina dra mihevisy gny alin'ny olo mahatra; gny olo rasy fagnahy dra sy mahatakasy fahalalana toy izay. \v 8Mapirehisy gny tanana gny panirasira, fa ireo izay hedry koa dra mapivily fahatezerana.