\v 23Na iza na iza magnatrasy olo, dra hahita sitraky maromaro boak'aminigny raiky ze mandoky anazy aminigny lelany afaran'izay, \v 24Na iza na iza mandroba gny rany vo gny reniny dra mizaka ho: "Sy fahota zay," dra namanigny raiky ze manola izy.