\v 28Ka mizoro vavolombelo hanohisy gny piara-belon'aminao aminigny sy atony dra ka mamitaky aminigny moloso. \v 29Ka mizaka ho: "Hataoko amininazy ze fa nataony taminahy; ho valiako aminazay araky ze fa nataony."