\v 11Boak'amin'i Yaveh gny fandaza mary; gny laza aby ao aminigny kitapo dra asany avokoa. \v 12Gny fa manao raha-rasy gny pazaka, dra tokony ho raha hatao sinosino zay, akory gny seza fiandriana dra miorin'aminigny fanova gny mary.