\v 1Sy mitoka fatrasy ra gny Fahendre? Sy manandra-peo ra gny fahazava-say?\v 2Eo amireo tapo-kavoa agnilanigny lala, ao amireo sapana-dala, gny hizoroanigny Fahendre. \v 3Eo anoloan'ireo vavahady ao aminigny fidira magnagny atana, eo aminigny fidera magnao atana, gny hitokavany.