txy_pro_text_reg/05/09.txt

1 line
210 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-23 10:31:02 +00:00
\v 9 Amizay dra sy hagnome gny voninahisao aminigny hafa hanao na gny tao iegnanao ho anigny olon-dozabe; \v 10Sy hifety aminigny harenao reo vahiny; dra ze fa niasanao dra sy ho avy ao an-tragnon'ireo vahiny.